Entry | 1 roaroa |
Root | 2 roa |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Examples |
5 fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; [2.48] 6 Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996] |
Other spellings | 7 roroa |
Anagrams | 8 raorao, roaroa |
Updated on 2023/01/20 |