Entry | 1 roaroa |
Part of speech | 2 adjective |
Examples |
3 [2.48] fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; 4 [2.996] Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. |
Root | 5 roa |
Derivatives |
|
Other spellings | 7 roroa |
Anagrams | 8 raorao, roaroa |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |