Entry | 1 roroa |
Root | 2 roa |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.5] couple, se dit des époux 6 [1.3] se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement 7 [1.5] se dit de deux personnes pouvant se marier |
Examples |
8 Andeha isika roroa mba hiray! [2.131] 9 Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48] |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 roaroa |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word roroa |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |