|
|
|
|

Entry1  roavoamena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Voamena roa (0,40Fr)
Examples  4  [1.437#] Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa.
5  [2.499#41] Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola.
Vocabulary  6  Economy: finances, management
Elementary words  7  roa, voamena

Updated on 2024/12/07