|
|
|
|

Entry1  ro sompatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ro be menaka izaitsizy, izay toa matsiro aoka izany nefa mety handoro ny vava na hankarary kibo
Elementary words  4  ro, sompatra

Updated on 2024/12/07