Entry | 1 saboboka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe |
Root | 4 boboka |
Derivatives |
|
Synonyms | 6 mizihitra, mivozihitra |
Analogs | 7 mizihitra, mivozihitra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |