|
|
|
|

Entry1  safo morona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana
Examples  4  [2.470] Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay
Elementary words  5  safo, morona
Synonyms  6  safo makirana

Updated on 2024/12/10