|
|
|
|

Entry1  sahiranina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao
Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin' inona na inona izy
Explanations in English  4  [1.7] to be annoyed, to be troubled
Explanations in French  5  [1.8] qu'on embête, qu'on dérange
Root  6  sahirana
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  hanisarany, hanisirana, isahiranan, nihisarana, nisahirana, nisarahany, nisarihana, sahiranina

Updated on 2025/01/21