|
|
|
|

Entry (1/2)1  saika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)12  saika
Part of speech  13  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika
Explanations in English  15  [1.7] almost
Explanations in French  16  [1.8] presque
Examples  17  saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
18  Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonyms  19  saiky
Analogs  20  kasa

Anagrams  21  akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka

Updated on 2023/10/02