Entry (1/4) | 1 saiky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2#264] [Sakalava]
a child |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 6 saiky |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 fanampy, latsy, rikarika, safy, sosona, tamby, tohana, tsikala |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 18 saiky |
Part of speech | 19 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Mitovy amin' ny siky |
Entry (4/4) | 21 saiky |
Part of speech | 22 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] saika |
Synonyms | 24 saika |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/28 |