Entry | 1 salanisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) |
Explanations in French |
4 [1.13][salan' isa] moyenne des nombres |
Vocabulary |
5 Mathematics: arithmetic |
Elementary words | 6 sala, isa |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |