|
|
|
|

Entry1  sampam-pamandrihana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.62#907] Fizarana iray misahana manokana ny famandrihana efitrano ao amin ny hôtely.
Elementary words  4  sampana, famandrihana

Updated on 2024/12/07