| 1 sans |
na dia ... aza | 2 sans ~ sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) |
raha tsy | 3 sans ~ sans: Raha tsy hianao, tsy nahazo raharaha aho (Sans vous, je n'aurais pas été placé) |
tsy | 4 sans |
tsy a- | 5 sans |
tsy manana | 6 sans ~ sans: Tsy manam-bola izy (Il est sans argent) |
tsy misy | 7 sans ~ sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) ~ sans: Ny mandavo tsy misy loza dia mandresy tsy amim-boninahitra (À vaincre sans péril, on triomphe sans gloire) [Corneille] |