|
|
|
|

Entry1  saram-panafody
Elementary words  2  sara, fanafody
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo
Explanations in French  5  [1.196] compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes
Examples  6  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Synonyms  7  saram-panafana

Updated on 2024/12/10