|
|
|
|

Entry1  saram-panafody
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo
Explanations in French  4  [1.196] compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes
Examples  5  [2.131] na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy
Elementary words  6  sara, fanafody
Synonyms  7  saram-panafana

Updated on 2024/12/10