Entry | 1 sari-monina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray |
Examples |
4 [2.508#] Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. |
Elementary words | 5 sary, monina |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word sari-monina |
Anagrams | 7 namorisany, namosirany, ranomasiƱy, ranomasiny, sari-monina |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |