|
|
|
|

Entry1  monina
Root  2  onina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
Explanations in English  5  [1.2] to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house.
6  [1.7] to reside, to dwell
Explanations in French  7  [1.8] résider, habiter
Examples  8  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471]
9  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Derivatives 
14  Names :
Analogs  15  mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka
Compound words 
Proverbs  30  Proverbs containing the word monina

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/28