Entry | 1 fiarahamonina |
Elementary words | 2 fiarahana, monina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [1.13.mg#70] 5 fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [1.62] |
Explanations in French |
6 histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [1.13.fr#70] 7 société [1.13.fr#70] |
Examples |
8 natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508#23] 9 Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267] 10 Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13] 11 Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606] 12 Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27] 13 Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43] |
Other spellings | 14 fiaraha |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/08/19 |