Entry | 1 fiarahamonina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13.mg#70] fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona 4 [1.62][fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana |
Explanations in French |
5 [1.13.fr#70][fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie 6 [1.13.fr#70][fiaraha-monina] société |
Examples |
7 [2.508#23] natambatry ny fiarahamonina vaovao. 8 [2.285#267] Io no endrika fiaraha-monina voalohany 9 [2.445#13] Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany 10 [2.606] Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. 11 [4.27] Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. 12 [4.43] Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. |
Elementary words | 13 fiarahana, monina |
Other spellings | 14 fiarahamonina |
Compound words |
|
Titles |
Updated on 2025/02/01 |
![]() |