|
|
|
|

Entry1  tany ama-monina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray
Explanations in English  4  [1.2] the dwellers in the same neighbourhood.
Examples  5  [2.895#186] Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy.
6  [4.27#2007/10/19] manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina
Elementary words  7  tany, amana, monina

Updated on 2025/01/02