Entry |
mipetraka
(petraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka Mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka
[1.1]
|
Explanations in English | To be at rest [1.2, 1.7]
|
| To sit down, to perch [1.2]
|
| To sit [1.7]
|
Explanations in French | être assis [1.3, 1.8]
|
| S'asseoir [1.3, 1.8]
|
| être placé, posté être destitué, renvoyé Habiter, séjourner [1.3]
|
Examples |
1 | Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry.
[2.324]
|
2 | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470]
|
3 | Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mipetraka |
Past : |
nipetraka |
Future : |
hipetraka |
Imperative : |
mipetraha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|