Entry | 1 setrasetra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hetraketraka feno avona |
Explanations in English |
4 [1.7] pride, haughtiness |
Explanations in French |
5 [1.3#601, 1.8] orgueil 6 [1.3#601] [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance 7 [1.8] hauteur |
Examples |
8 [2.895#] Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. 9 [2.508#] Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. 10 [1.298#] Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? |
Vocabulary |
11 Emotions |
Root | 12 setra |
Derivatives |
|
Synonyms | 16 setra |
Analogs | 17 setaseta, sotasota |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |