|
|
|
|

Entry1  setrasetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hetraketraka feno avona
Explanations in English  4  [1.7] pride, haughtiness
Explanations in French  5  [1.3#601, 1.8] orgueil
6  [1.3#601] [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance
7  [1.8] hauteur
Examples  8  [2.895#] Tsy hitony angaha izao setrasetra izao.
9  [2.508#] Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra.
10  [1.298#] Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana?
Vocabulary  11  Emotions
Root  12  setra
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
Synonyms  16  setra
Analogs  17  setaseta, sotasota

Updated on 2025/01/21