|
|
|
|

Entry1  siny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny
Explanations in French  4  [1.3] cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine
Examples  5  [2.131] Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana

6  [2.470] Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana.
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word siny

Anagrams  14  nisy, siny

Updated on 2025/01/21