|
|
|
|

Entry1  somaritaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono
Root  4  saritaka
Derivatives 
5  Active verbs :

Anagrams  6  akamositra, somaritaka

Updated on 2025/01/21