Entry | 1 somary |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay Manopy: Somary vony Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy. Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely |
Explanations in English |
4 [1.7] sort of, somewhat like |
Explanations in French |
5 [1.8] en quelque sorte, un peu comme si |
Examples |
6 [2.324] --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra. 7 [2.470] somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. 8 [2.471] Hoy aho somary nihomehy. 9 [2.472] Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. |
Root | 10 sary |
Compound words |
|
Anagrams | 12 masiro, misaro-, misaro, mosary, somary |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |