Entry | 1 sosohana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany |
Root | 4 sosoka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word sosohana |
Anagrams | 10 hasonaso, hasosona, hososana, sosohana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |