|
|
|
|

Entry1  tafaresaka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3] qui a causé
Examples  5  [2.356] Ary dia tafaresaka tamin'i Florence araka izany koa Mme Bonzon.
6  [2.528] Tadidinao tsara, raha tafaresaka tamin' ny Andriamanjaka isika, tsy mbola vory daholo isika Andriambaventy tamin' iny.
Root  7  resaka

Updated on 2024/12/11