|
|
|
|

Entry1  tai-dronono mandroatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy
4  [1.1] mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika
Elementary words  5  tai-dronono, mandraotra

Updated on 2024/12/07