Entry (1/2) | 1 tambanivohitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.66.fr#120] campagnard 4 [1.66.fr#761] provincial |
Examples |
5 [2.4] Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? 6 [2.472] Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. 7 [2.470] hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. |
Elementary words | 8 t~, ambany, vohitra |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 12 Tambanivohitra |
Part of speech | 13 name (play) [Full list] |
Vocabulary |
14 Literature: plays |
Elementary words | 15 tambanivohitra |
Author |
16 Ny Avana |
Anagrams | 17 tambanivohitra, Tambanivohitra |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |