Entry | tanimanga | ||||
Elementary words | tany ; manga | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila [1.1] | ||||
Explanations in English | Clay [1.7] | ||||
Explanations in French | Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites [1.3] | ||||
Argile [1.8] | |||||
Vocabulary | Geology | ||||
Synonyms | taniditra | ||||
Compound words |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word tanimanga | ||||
Anagrams | manangita, tamingana, tanimanga |
Updated on 2023/05/17 |