Entry | 1 tany mena |
Elementary words | 2 tany, mena |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy |
Explanations in French |
5 [1.3] terre rouge 6 [1.13] Sol latéritique, latérite |
Examples |
7 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144] 8 Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16] |
Vocabulary |
9 Geology |
Other spellings | 10 tanimena |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tany mena |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/28 |