Entry | 1 taozavatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano 4 [1.62#972] fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra |
Explanations in French |
5 [1.13, 1.5] artisanat, petite entreprise |
Examples |
6 [2.470] Izany no mba taozavatrao. 7 [1.38] Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra. 8 [2.470] Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. 9 [2.48] Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe 10 [2.996] ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina, |
Elementary words | 11 tao, zavatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word taozavatra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |