Entry (1/2) | 1 tato |
Part of speech | 2 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. |
Examples |
4 [2.4] Naman' ialahy namaky trano tato. 5 [2.59] Anjara toriteniko tato Ambondrona. 6 [2.472] Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. |
Root | 7 ato |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 tatô |
Part of speech | 10 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
tokoa |
Synonyms | 12 tatôbe |
Anagrams | 13 tato, tatô, tota |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |