|
|
|
|

Entry1  tetiarana
Root  2  tety
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana
Examples  5  Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana [2.48]
6  Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. [2.5]
Synonyms  7  tetirazana
Article  8  Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana)

Anagrams  9  itaterana, tetiarana

Updated on 2022/07/30