|
|
|
|

Entry1  tokam-bolana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]4  tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Explanations in French  5  fidèle [1.13]
Elementary words  6  tokana, volana

Updated on 2023/05/24