Entry | 1 Tompomenakely |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana 4 [1.13] olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray |
Explanations in French |
5 [1.13] suzerain, seigneur féodal |
Vocabulary |
6 Politique |
Elementary words | 7 tompo, menakely |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/26 |
![]() |