|
|
|
|

Entry1  tondra-drano
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Explanations in English  5  A flood [1.7]
Explanations in French  6  Inondation [1.8, 1.5]
7  Inondation [1.13]
8  Crue [1.8]
Examples  9  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
10  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Synonyms  11  safo-drano
Elementary words  12  tondraka, rano

Updated on 2024/08/13