|
|
|
|

Entry1  tondra-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka
Explanations in English  4  [1.7] a flood
Explanations in French  5  [1.8, 1.5] inondation
6  [1.13][tondradrano] inondation
7  [1.8] crue
Examples  8  [2.470] Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay
9  [2.59] Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Elementary words  11  tondraka, rano
Synonyms  12  safo-drano

Updated on 2024/12/10