Entry | 1 tongoamihonkona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana |
Examples |
4 [2.508] Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka. |
Elementary words | 5 tongoa, mihonkona |
Other spellings | 6 tongoamihonkona |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |