Entry | 1 tsato-kazo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] hazo atohana ny voly |
Examples |
4 [1.436#] Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. 5 [2.296#] tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. |
Elementary words | 6 tsatoka, hazo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |