|
|
|
|

Entry1  tsiahivina
Root  2  tsiahy
Part of speech  3  passive verb
Examples  4  Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471]
5  tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  tsahina, tsahivina

Anagrams  10  havitsinay, hivatsiany, tsahivinay, tsiahivina

Updated on 2020/07/31