|
|
|
|

Entry1  tsiahivina
Part of speech  2  passive verb
Examples  3  [2.471] Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany.
4  [4.27] tsiahivintsika ny zava-nisy.
Root  5  tsiahy
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  tsahina, tsahivina

Anagrams  10  havitsinay, hivatsiany, tsahivinay, tsiahivina

Updated on 2025/01/21