|
|
|
|

Entry1  tsindrio
Part of speech  2  imperative of passive verb tsindriana [Full list]
Examples  3  [1.1] tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
4  [1.1] tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra
5  [2.324] tsindrio sy toneo ny fonao, Randrianaivo, hoy ny eritreriny anankiray, fa tsy manana elatra toy ireo tantely ireo hianao, ary ilay voninkazo mahafalifaly anao ary ambony lavitra, ka tsy azonao hatonina.
Root  6  tsindry
Proverbs  7  Proverbs containing the word tsindrio

Updated on 2025/04/19