|
|
|
|

Entry1  tsipisandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra
Elementary words  4  tsipy, sandry
Other spellings  5  tsipysandry

Anagrams  6  tsipisandry, tsipy sandry

Updated on 2025/01/21