Entry | 1 tsy ankanavaka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][tsy an-kanavaka] rehetra rehetra, daholo |
Explanations in French |
4 [1.3][tsy an-kanavaka] indistinctement, sans faire de différence |
Examples |
5 [2.996] Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka. 6 [2.472] Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. 7 [2.296] Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. |
Elementary words | 8 tsy |
Anagrams | 9 anakavantsika, tsy ankanavaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |