|
|
|
|

Entry1  tsy mahasehaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mahaleo amin' ny ady, na mangina tsy mahateny nony mifamaly am-bava
Examples  4  [2.499] Ny fitiavam-bola anefa raha tsy, impitony tsy mahasehaka mihitsy.
5  [2.472] Sisan' ny nampiasaina tamin' ny Ady lehibe voalohany ireo, ka tsy ny fifandonana loatra tsy akory no nantenaina taminy, fa ny ho fanampitosika sy mpandrava tantara raha ohatrohatra ka tsy mahasehaka ny mpamely, ary ho mpiaro vodilaharana kosa raha voatery hihemotra ny tafika.
Elementary words  6  tsy, mahasehaka

Updated on 2024/12/07