Entry | 1 vahatry ny aina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza |
Examples |
4 [2.131] Tsy misy ny vahatry ny aina fa ny tiana no vahatry ny aina |
Elementary words | 5 vahatra, aina |
Analogs | 6 menakynyaina, silakynyaina, singotrynyaina |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |