|
|
|
|

Entry (1/3)1  valisoa
Root  2  valy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1]
Explanations in French  5  récompense [1.13]
Examples  6  Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
7  Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
8  Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Entry (2/3)9  valisoa
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Botany
Explanations in French  12  (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava] [1.196]
Scientific name 

Entry (3/3)14  Valisoa
Root  15  valy
Part of speech  16  name (anthroponym)
Explanations in French  17  On donne ce nom à des jeunes filles [1.196]
Tables and plates  18  Full list

Anagrams  19  Valisoa, valisoa, voasila, Valisoa, valisoa, voasila

Updated on 2022/11/15