|
|
|
|

Entry1  vavahady
Root  2  vava, hady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano).
Explanations in English  5  [1.7] a gateway
Explanations in French  6  [1.8] portail, porte-cochère. entrée d'une ville
Examples  7  Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356#]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word vavahady
Article  13  Randzavola: vavahady ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/08/11